|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Andriarimalala René |
| Singan-teny | 2Andriarimalala |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Andriarimalala René (Ener-Lalandy).
[3.1] 5Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. 6Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina).. [2.314] |
| Voambolana | 7 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
8 Ary hitako 9 Dona-tsetroka 10 Mpiandry omby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|